Ecclésiaste 4:9-12Mpitoriteny 4:9-12
« Deux valent mieux qu'un... la corde à trois fils ne se rompt pas facilement » « Tsara ny roa noho ny iray... fa ny kofehy telo lany dia tsy mora tapaka »
Nous avons l'honneur de vous convier à notre mariage dont les festivités se dérouleront comme suit : Amim-pifaliana lehibe no anasanay anareo hanotrona anay amin'ny fankalazana ny fanambadianay, izay hotanterahina araka izao fandaharam-pankalazana manaraka izao :